par Dsimjs | Avr 20, 2021 | Non classé
Nanomboka anio ary hifarana ny 21 aprily 2021 izao ao amin’ny Carlton Anosy ny atrikasa mikasika ny U-Report eto Madagasikara izay karakarain’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tohanan’ny UNICEF Madagasikara...
par Dsimjs | Avr 17, 2021 | Non classé
Le programme de bourses d’études Global Citizen habilite des jeunes exceptionnels en facilitant leur participation à des conférences internationales ainsi qu’à des formations académiques sur mesure de courte durée pour les soutenir et les encadrer...
par Dsimjs | Avr 16, 2021 | Non classé
Contrairement à ce qui est véhiculé sur un compte sur Facebook, il n’a jamais été question pour le Ministre de la Jeunesse et des Sports d’envisager un quelconque changement du coach des BAREA. Une telle décision répondant à des paramètres...
par Dsimjs | Avr 15, 2021 | Non classé
Notanterahina androany 14 Aprily 2021 ny atrikasa ampitain-davitra ho fizarana sy fampahalalana momba ny « Application mobile TAFA »(TAnora Filamatra Aho) , izay novolavolain’ny ACCESS Health Program, izay miara miasa amin’ny Minisiteran’ny...
par Dsimjs | Mar 24, 2021 | Non classé
« Mamboly hazo tia tanindrazana ». Ny sehatry ny tontolo iainana no niompanan’ny fihaonan’i Rtoa Juliana Ratovoson, Tale Jeneraly misahana ny Tanora sy Atoa Léonard Emile OGNIMBA izay Ambasadaoron’ny OIF(Organisation Internationale de la...
par Dsimjs | Mar 22, 2021 | Non classé
Nanatanteraka valan- dresaka ho an’ny mpanao gazety ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatajahantena TINOKA Roberto androany Alahady 21 Mars 2021 ho fampahafantarana ny zava-misy mahakasika ny BAREA sy ny fandraisan’i Madagasikara anjara amin’ny lalao...