MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

FAHATONGAVAN’I SAMUEL ETO’O ETO MADAGASIKARA

Anio 01 septambra 2021 no  nigadona eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ilay kitan’ny Baolina kitra kameroniana fanta-daza maneran-tany tao amin’ny klioba FC Barcelone sy Lions Indomptables  Samuel Eto’o izay ny Filoham-pirenena...

FITOKANANA NY I-TAFA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY.

Anio 31 Aogositra 2021 no notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny ivon-toerana I-TAFA etsy Ambohijatovo ambony. Tonga nanome voninahitra izany ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora eo anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Ramatoa...

KIANJA BAREA : NAHAZO FAHAFAHANA MAMPIDITRA MPIJERY

Taorian’ny fitsidihana sy fijerena nataon’ny teknisianina avy ao amin’ny Kaofederasiona Afrikanina ny baolina kitra (CAF) dia nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena MAMOD’ALI Hawel. Nambarany...
CHARGEMENT EN COURS