Niompana kokoa tamin'ny fijerena ireo teknika sy ny fametrahana drafitra mamokatra hoentin'ny tanora miatrika fidinana ifotony sy famahana olana ara-piaraha-monina
Notanterahana ny 15 May 2023 tao amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fanolorana ireo fitaovana ara-panatanjahantena ho an'ireo atleta izay tafiditra
Nihaona tamin'ny masoivohon'i Korea monina sy miasa eto Madagasikara, Andriamatoa SON Yongho, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa