Lucienne, tanora 19 taona monina ao Ambovombe Androy dia anisan'ireo tanora nisitraka ny famatsiam-bola tamin'ny Fandaharan'asa "YouthConnekt" ny taona 2019,
Ny Fikambanana Gorisa Gorisa izay miara-miasa amin'ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena eto Analamanga ( DRJS) ary ny Fiadidiana
Taorian'ny fananganan-tsaina dia nampivory avy hatrany ireo Tale isan-tsokajiny teto amin'ny Ministeran'ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto