« Consolidation de la paix »na fandriampahalemana maharitra ;natomboka tao Antsirabe ny fampiofanana
Raha tiana ny hanangana sy hanana fiarahamonina na fokontany miaina anaty filaminana dia tomponandraikitra voalohany amin'izany ny mponina ao aminy.

