HETSIKA HO AN’NY FANDRIAMPAHALEMANA SY NY FAHASALAMANA AMIN’NY ALALAN’NY FANATANJAHANTENA

Ho fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanantanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana, ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny Fikambanambe Iraisam-pirenena momba ny Fahasalamana dia manasa antsika rehetra handray anjara amin’ny

« Hetsika ho an’ny fandriampahalemana sy fahasalamana amin’ny alalan’ny Fanatanjahantena »

Hatao ny alahady 23 aprily 2023 izao, amin’ny 8 ora sy sasany maraina manoloana ny Lapan’ny Tanana Analakely.

« Marquer des points pour le peuple et la planète »