
Mandroso ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra ao Morondava.
Nidina ifotony nijery sy nanara-maso ny asa fanamboarana ny kianja anio Talata 02 Novambra 2021, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel sy ny ekipany.