Tanteraka androany Alatsinainy faha 11 janoary 2021, ny fananganan-tsaina voaloany teo anivon’ny Ministeran’ ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. “Ho taom-pahasoavana
Manantitra ny arahaba ombam-pirarian-tsoa ho anareo rehetra amin'izao taona vaovao 2021 izao izahay eto amin'ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena.
Noho ny fiaraha-miombon'antoka misy eo amin’ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ary ny Masoivohon’i Frantsa, ary indrindra nohon’ny izao fetin’ny
Notanterahina anio faha 22 Desambra tao amin'ny Lapan'ny Fanantanjahantena sy Kolotsaina Mahamasina ny atrikasa fantsakan-kevitra ho an'ny fiaraha-miasa eo amin'ny