MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Video mjs

Nanatanteraka valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena mahakasika ny fandaharan'asa "YouthConnekt Madagasikara Fanoitra" izay sehatra
Notontosaina ny Zoma faha 16 oktobra 2020 tao amin'ny hotel Centell Antananarivo ny fizarana narahim-pankatoavana ny tatitra ôfisialy ny fanisana
Nanatanteraka ny fametrahana ara-pomba ôfisialy ireo Ben'ny tanàna miisa valo (8) voafidy tato amin'ny distrikan'i Beroroha ny Minisitry ny tanora
Noho ny fangatahan'ireo tanora te handray hanjara dia hitarina hatramin'ny alatsinainy 19 oktobra ny farany fanaterana ny dossier eny amin'ireo
Andro iraisam-pirenena ho an'ny zatovovavy 11 oktobra 2020 sy Andro iraisam-pirenena entina manafoana ny fahantrana 17 oktobra. MARCHE BLANCHE “Andraso
Vita soa aman-tsara ireo lalao fampivondronana indroa miantoana nataon'ny Barea. Nandresy 4 sy 1 isika tamin'ny lalao fanazarantena nihaonana tamin'ny
Hotanterahina anio 12/10/20 amin'ny 7 ora Hariva ny lalao fampivondronana faharoa hihaonan'i Madagasikara sy Burkina Faso.Lalao izay hotanterahina ao amin'ny
Mirindra tsara ny fandaharam-potoan'ny Barea amin'izao ankatokin'ny fanomanana ny tohin'ny fifanitsanana amin'ny CAN 2021 izao.Ny fizahana ara-pahasalamana an'ireo mpilalao sy
Ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena sy ny UNFPA dia manentana ireo tanora mpandraharaha misahana ireo sehatr'asa voalaza etoana hifaninana
Taorina ny nahenoana ny fisian'ny haintany tany amin'ny distrika Tsihombe dia tsy niandry ela, fa nialoha lalana ny Filoham-pirenena tany
CHARGEMENT EN COURS