Video mjs REVUE ANNUELLE SBC UNICEF Notanterahana nandritra ny telo andro, ny faha 29 novambra hatramin'ny faha 01 desambra 2022, ny tomban'ezaka ny asa natao nandritra FARITRA VATOVAVY SY FITOVINANY: FIDINANA IFOTONY Nanatanteraka fidinana ifotony tany amin'ny faritra Vatovavy sy Fitovinany ny delegasionan'ny Minisitera izay notarihan-dRamatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, Tale jeneraly misahana ny FARITRA FITOVINANY : FITOKANANA NY KIANJA MANARAPENITRA Notanterahana ny 27 novambra 2022 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao ao Manakara, Faritra Fitovinany. Tonga nitokana izany ny Filohan'ny HANDBALL 2022: FIFANINANANA IRAISAM-PIRENENA IHF TROPHY ZONE 7 U20 Tanterahina eto Antananarivo, manomboka ny faha 24 hatramin'ny faha 27 novambra 2022 izao ny CHALLENGE TROPHY ZONE VII eo amin'ny EISA MADAGASCAR: FAMOAHANA NY ANDIANY « TSARA JORO » AMIN’NY PROGRAMAN’ASA » YOUNG WOMEN IN POLITICS PROGRAM » Tontosa ny 17 novambra 2022 tao amin'ny Carlton Anosy, ny lanonana ara-pomba ofisialy namoahana ireo tanora vehivavy, izay niofana amin'ny FARITRA SAVA-DIANA: FIFAMPIZARANA TRAIKEFA AMIN’NY FAMETRAHANA FANDRIAMPAHALEMANA MAHARITRA Notanterahana tao Sambava, ny faha 16 novambra 2022, ny andro faharoa nampisehoana ireo vokatry ny asa nataon'ireo tanora nandritra ny FARITRA SAVA-DIANA: FIFAMPIZARANA TRAIKEFA AMIN’NY FAMETRAHANA FANDRIAMPAHALEMANA MAHARITRA Tao aorian'ny fampiofanana izay nokarakarain'ny OBS Mada ho an'ireo tanora mahakasika ny "Système d'Alerte Précoce pour la Prévention des Conflits GLOBAL ENTREPRENEURSHIP WEEK Tontosa ny 14 novambra 2022 tetsy amin'ny "Chambre de Commerce et Industrie" Antaninarenina ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny fankalazana « CONCOURS SCOLAIRE U15 CAF- FOOTBALL FEMININE » Tontosa ny 12 novambra 2022 tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny tetikasa « Concours scolaire TETIKASA MIONJO Notanterahana ny 11 novambra 2022 tao amin'ny domaine Ilo Andakana, Ambohidratrimo ny atrikasa izay nokarakarain'ny tetikasa MIONJO. Manana anjara toerana « Previous 1 … 56 57 58 59 60 … 208 Next »