Notokanana anio Alakamisy 10 Jona 2021, ny kianja manarapenitra tao AMBOHIDRATRIMO, faritra Analamanga. Mizotra mankany amin'ny fandrosoana tokoa ny firenena
Nidina ifotony nijery ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny Kianja manarampenitra taoToliara ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena Andriamatoa TINOKA Robertoizay