Ao anatin’ny fampiroboroboana ny fandrindram-piterahana eto Madagasikara dia nisy atrikasa fanofanana tompon’andraikitra sy teknisianina hisahana manokana momba ny fandrindram-piterahana araka
Mitohy hatrany ny fidinana ifotony tanterahin'ny Ministera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Nitsidika ireo Fitaleovam-paritra ny irak'Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto,
Ao anatin'ny fanatanterahana ny velirano nampanantenain'ny Filoham-pirenena eo amin'ny sehatry ny tanora sy ny fanatanjahantena dia tonga nitsidika ny asa