MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

FANOMANANA NY FANDRAISANA NY LALAON’NY NOSY 2023

Mizotra tsara ny fametrahana ireo rafitra rehetra ho fanomanana ny handraisana ny lalaon’ny Nosy eto Madagasikara. Tsy mitsahatra mikaon-doha miaraka amin’Andriamatoa TINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny Filohan’ny Komity Olaimpika...

FANOKAFANA NY CHAMPIONS LEAGUE ATSIMONDRANO

Tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny « Champions League Atsimondrano » teny amin’ny kianjan’ Antanikatsaka Itaosy Andriamatoa TINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Nandritra izany no nanolorany baolina kitra isaky ny...
CHARGEMENT EN COURS