MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

OPEN DE MADAGASCAR 2022 : TARANJA TOLONA NA LUTTE

Tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pilalaovana 2022 ny taranja Tolona na  » Lutte » notontosaina tetsy amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, Andriamatoa RAZAFIMBELO Alain, Talen’ny kabinetra eo anivon’ny Minisiteran’ny...

FIFAMINDRAM-PAHEFANA

Notontosaina ny 21 Martsa 2022, teto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Ambohijatovo ny fanaovan-tsonian’ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Minisitra vaovao TINOKA Roberto sy ny Minisitra teo aloha MAMOD’ALI Hawel ary ny...

FANATSARANA NY FAHASALAMAN’NY TANORA

Amin’ity taona 2022 ity dia hatomboka any amin’ny Faritra Ihorombe, Menabe ary Alaotra Mangoro ny fijerena sy fanaraha-maso ny fahasalaman’ireo Tanora. Noho izany dia notontosaina io maraina io teny amin’ny Centre d’Infectiologie Charles...
CHARGEMENT EN COURS