par Dsimjs | Jan 10, 2022 | Dircom
Notontosaina anio Zoma faha-7 Janoary 2022 teny amin’ny foiben’ny komity olaimpika Malagasy ny fifidianana izay ho filohan’ny federasiona Malagasy ny taranja escrime Voafidy hitantanana indray ity federasiaona ity mandritra ny 4 taona ny filoha teo aloha...
par Dsimjs | Jan 4, 2022 | Jeunesse
NY FIKAMBANANA TANORA NO MIARA-MISALAHY MIVANTANA HANATANTERAHANA NY VELIRANO FAHA-8 « FAMPIZAKAN-TENA NY TANORA » https://www.facebook.com/114063460452958/posts/421274863065148/
par Dsimjs | Jan 4, 2022 | Jeunesse
Ny asabotsy faha 11 Desambra teo dia niaraka tamin’ireo « Femmes leaders » teto Moramanga aho namarana ny 16 andro iadiana amin’ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy na ny 16 jours d’activisme. Misy karazany ny herisetra izay atrehin’ny vehivavy sy ny zatovovavy, toy...
par Dsimjs | Jan 4, 2022 | Jeunesse
Kaominina 4 tato anatin’ny Distrikan’ Ambatondrazaka no notsidihin-dRamatoa Vice- Ministre misahana ny tanora omaly. Ny tao amin’ny Kaominina Ambandrika, Kaominina Ambohidava fokonkany Andranomena, Kaominina Ambatosoratra, ary Kaominina...
par Dsimjs | Jan 4, 2022 | Jeunesse
Manan-talenta sy fahaizana amin’ny lafiny maro ny Tanora Malagasy ary mamiratra hatrany amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Ho amin’ny fahafahana misehatra eo amin’ny iraisam-pirenena dia tsy maintsy ampahafantarina avokoa ary ampitoviana ny...