MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

YOUTH CONNEKT MADAGASCAR

FANTATRAO VE NY  YouthConnekt? Iray amin’ireo fandaharanasan’ny Ministère de la Jeunesse et des Sports entina mampiroborobo ny sehatry ny Fandraharahana ho an’ny Tanora ny YouthConnekt. Araho anatin’ity horonantsary fanadihadiana ity ny fintina...

FANDRAHARAHANA ARA-TSAKAFO: ANALANJIROFO

Tontosaina manomboka androany Alatsinainy 06 Desambra 2021 ka tsy hifarana rahatsy ny Alahady 12 Desambra 2021 ny fampiofanana ireo Tanora 18 ka hatramin’ny 35 taona, miisa 30 mahakasika ny FANDRAHARAHANA ARA-TSAKAFO izay tanterahina ao antampo-tananan’i...
CHARGEMENT EN COURS