par Dsimjs | Août 16, 2021 | Non classé
Le Conseil International des Jeux et Sports Traditionnels organise la Conférence Ministérielle Virtuelle Mondiale sur Les Jeux et Sports Traditionnels (JST) ce 14 et 15 Août 2021. Cette conférence constitue une opportunité pour les participants de développer leurs...
par Dsimjs | Août 16, 2021 | Non classé
Isan-taona dia mankalaza ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora i Madagasikara isaky ny 12 Aogositra. Amin’ity taona ity dia tao amin’ny Institut National de la Jeunesse, Carion, no nanaovana ny fankalazana nasionaly. Niantomboka tamin’ny...
par Dsimjs | Juil 27, 2021 | Non classé
Notanterahina nandritra ny herinandro lasa teo ny fihaonana tamin’ireo raim-pianakaviana 21 izay mivoy ny “Masculinité positive » sy ny fametrahana ny rafitra entin’izy ireo miasa tao amin’ny faritra Anôsy ho fanamafisana ny asa fanentanana eny anivon’ny...
par Dsimjs | Juil 21, 2021 | Non classé
Tsy diso anjara ireo tanora tao amin’ny Faritra Vakinankaratra tamin’ny fitsidihan’ny Tale Jeneraly misahana ny tanora eo anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy Fanatanjahantena Ramatoa Juliana RATOVOSON tao Antsirabe androany 20 Jolay 2021....
par Dsimjs | Juil 17, 2021 | Non classé
Nanatanteraka fitsidihana ny Tranoben’ny Tanora tao Alakamisy Ambositra ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora eo anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Ramatoa Juliana RATOVOSON anio 17 Jolay 2021 ,nandritra izany dia nisy ny...