par Dsimjs | Juil 16, 2021 | Non classé
Notanterahin’ny Komity mpikarakara ny lalao ny frankofonia androany 15 Jolay 2021 ny fivoriana virtoaly voalohany nanomezana fanazavana mahakasika ny fanomanana ny lalao sy ny fomba fandraisana anjara eo amin’ny taranja ara-panatanjahantena izay nanasana...
par Dsimjs | Juil 15, 2021 | Non classé
Tanterahina nanomboka ny 13 Jolay 2021 hatramin’ny faha 16 Jolay 2021 ao amin’ny Centre Valbio Ranomafana ny Zaikabe Rezionaly fahatelo ho an’ny Tanora izay tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa SPICES, iarahan’ny Ministeran’ny...
par Dsimjs | Juil 14, 2021 | Non classé
Nifarana ny 11 Jolay lasa teo ireo fifaninanana rehetra nandraisan’ireo ekipam-pirenena Malagasy miisa 3 anjara eo amin’ny taranja rugby. Tsara ny vokatra amin’ny ankapobeny ary tsy nitsanga-menatra isika Malagasy satria fandresena 4 no azon’ireo Makis...
par Dsimjs | Juil 9, 2021 | Non classé
Nivoaka mpandresy teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja baolina kitra ho an’ny taom-pilalaovana 2020-2021 ny AS ADEMA. Fifaninanana izay nahitana klioba 13 nandray anjara avy amin’ny lafy valon’ny...
par Dsimjs | Juil 8, 2021 | Non classé
Taorian’ny nahavoafidy an’Andriamatoa Siteny RANDRIANASOLONIAIKO ho filohan’ny fikambanamben’ ny Judo eto Afrika no sady filoha lefitry ny federasiona iraisam-pirenena ny Judo ,dia notsenain’ny vahoakan’i TOLIARA tamin’ny...