par Dsimjs | Mar 12, 2021 | Non classé
Omaly 11 martsa 2021, dia nanatanteraka fitsidihana ny centre des jeunes Tavandra tao Antsiranana ,Ramatoa Juliana RATOVOSON Tale Jeneraly misahana ny tanora. Ity ivon-toerana ity izay eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena...
par Dsimjs | Mar 11, 2021 | Non classé
Tonga nijery ny fizotrin’ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra ao amin’ny fokontany Ambohimitsinjo, commune ambonivohitra Antsiranana, distrika Antsiranana I ny delegasiona avy ao amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena...
par Dsimjs | Mar 10, 2021 | Non classé
Ny » E-Toolia » dia tranokala iray izay novokarin’ny EDBM ho fanampiana ireo tanora sy vehivavy mpandraharaha. Tao aorian’ny fampahafantarana sy fanolorana ity farany taty Antananarivo ny herinandro lasa izay, dia notontosaina tao amin’ny « Alliance...
par Dsimjs | Mar 10, 2021 | Non classé
Mitohy hatrany ny fanaraha-maso sy fitsidihana ireo mpiasan’ny Ministeran’ny Tanora sy Fanatanjahantena any amin’ny faritra. Taorian’ny fitsidihana ireo faritra tany amin’ny tapany atsimon’i Madagasikara dia nisy indray ny...
par Dsimjs | Mar 9, 2021 | Non classé
Notanterahina nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy, ny 8 martsa 2021 ny fitsidihana tamin’ny fomba ofisialy ny Maison des Jeunes na ny tranoben’ny tanora ao Antsiranana. Nisolo tena ny Minisitry ny Tanora sy ny...