par Dsimjs | Mar 9, 2021 | Non classé
« Vehivavy mizaka tena sy miarin-doha anaty tontolo iainana mirindra ho amin’ny fampandrosoana lovain-jafy » no lohahevitra vohizina amin’ ity taona 2021 ity. Maro ny hetsika notanterahina entina anamarihana ny andro 8 martsa 2021. Anisan’izany ny...
par Dsimjs | Mar 3, 2021 | Non classé
Ao anatin’ny fampiroboroboana ny fandrindram-piterahana eto Madagasikara dia nisy atrikasa fanofanana tompon’andraikitra sy teknisianina hisahana manokana momba ny fandrindram-piterahana araka ny fomba fiasa « AFP SMART » notanterahina tetsy amin’ny hotely lehibe...
par Dsimjs | Mar 1, 2021 | Non classé
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny zoma 26 febroary 2021 teo ny fivoriana faha-38 iraisan’ireo minisitra mpikambana ao anatin’ny CONFEJES. Io fihaonana io dia napetraka teo ambany fiahian’Andriamatoa Roch Marc KABORE, filoham-pirenena Burkina Faso. Tonga nanome...
par Dsimjs | Fév 25, 2021 | Non classé
Nanomboka ny 23 febroary ary hifarana ny 25 febroary 2021 ny fivoriana iarahan’ireo tompon’andraikitra lehibe avy amin’ny firenena mpikambana ao anatin’ny CONFEJES izay tanterahina any Ouagadougou, Burkina Faso. Misolo tena an’i...
par Dsimjs | Fév 23, 2021 | Non classé
Toy ny fanao isaky ny 2 taona dia hanatanteraka fivoriana faha-38 ny Confejes manomboka anio faha 23 febroary 2021 ka hatramin’ny faha 27 febroary 2021. Any Ouagadougou, Burkina Faso no hanatanterahana izany. Ny fivoriana dia hotanterahina amin’ny endrika...