par Dsimjs | Fév 22, 2021 | Non classé
Tonga tao Toliara omaly Alahady faha 21 Febroary 2021 ireo Loholon’i Madagasikara izay lany tao anatin’ny Faritany Toliara, dia Andriamatoa Ongombelo Marcel, Andriamatoa Rakotomamonjy Neypatraiky sy Andriamatoa Richard Tsiebo Mahaleo ary ny Filoha Lefitra...
par Dsimjs | Fév 18, 2021 | Non classé
Noraisin-dRamatoa Juliana RATOVOSON, tale jeneraly misahana ny tanora tao amin’ny biraony tetsy Ambohijatovo ny talata 16 febroary teo ny plateforme « HAFA ». HAFA dia plateforme ivondronan’ny tanora maro avy amin’ny faritra 22 sy ireo diaspora malagasy monina any...
par Dsimjs | Fév 17, 2021 | Non classé
Tontosa ny faha 12 Febroary 2021 lasa teo ny fanabeazana maha olom-banona ireo tanora anaty fikambanana. Tanora miisa 120 no niatrika ny fiofanana, solontena avy amin’ny fikambanana Tanora miisa 41 izy ireo. Lohahevitra noraisina ny hoe: « Ny Zo sy Andraikitrao...
par Dsimjs | Fév 16, 2021 | Non classé
Mitohy hatrany ny fidinana ifotony tanterahin’ny Ministera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Nitsidika ireo Fitaleovam-paritra ny irak’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, dia ny Tale misahana ny mahaolona eo anivon’ny Ministera, Ramatoa LYNDA...
par Dsimjs | Fév 12, 2021 | Non classé
Ao anatin’ny fanatanterahana ny velirano nampanantenain’ny Filoham-pirenena eo amin’ny sehatry ny tanora sy ny fanatanjahantena dia tonga nitsidika ny asa fananganana ny kianja manarapenitra ao Antanambao Ihosy ny Minisitry ny Tanora sy ny...