par Dsimjs | Août 28, 2024 | A la une
Tonga nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, MARSON MOUSTAPHA Abdulah, tetsy amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo, ny 28 Aogositra 2024, ny Filohan’ny federasiona malagasy ny baolina kitra, Andriamatoa Alfred...
par Dsimjs | Août 26, 2024 | A la une
Tanteraka ny Alatsinainy 26 Aogositra 2024 ny fananganan-tsaina voalohany teto anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tao aorian’ny nitsanganan’ny Governemanta vaovao sy ny nandraisan’Andriamatoa MARSON MOUSTAPHA Abdulah...
par Dsimjs | Août 25, 2024 | A la une
Notanterahina androany faha 25 Aogositra 2024 ny Antsam-piderana izay natolotry ny Filoham-pirenena hajaina Andry RAJOELINA mivady ho an’i Mahajanga. Nisolo tena an’Andriamatoa Filoham-pirenena nandritra izany fotoana izany ny Minisitry ny Tanora sy ny...
par Dsimjs | Août 23, 2024 | A la une
Tontosa androany faha 23 Aogositra 2024, tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahanena Mahamasina ny fanaovan-tsonian’ny fifamindram-pahefana sy fifanolorana ny antontan-taratasy ara-panjakana mahakasika ny Ministeran’ny Tanora Sy Ny Fanatanjahantena...
par Dsimjs | Sep 15, 2023 | Dircom
Notanterahina ny 09 septambra 2023 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao ao Ambatondrazaka, Faritra Alaotra Mangoro. Kianja mahazaka mpijery miisa 1000, ahitana efitra miisa 4 ho an’ny mpilalao sy miisa 2 ho an’ny mpitsara, ary toeram-pidiovana...