par Dsimjs | Sep 7, 2023 | Dircom
Tontosa ny 3 septambra 2023 teo amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny lanonana famaranana tamin’ny fomba ofisialy ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11 izay notanterahana teto Madagasikara. Laharana voalohany i Madagasikara nandritra ity Lalaon’ny...
par Dsimjs | Sep 2, 2023 | Dircom
Medaly volamena no azony Barea an’i Madagasikara eo amin’ny taranja Football mandritra ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11. Nanontrona ireo Atleta nandritra ity lalao famaranana ity ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja...
par Dsimjs | Sep 2, 2023 | Dircom
Medaly volamena avokoa no azony Malagasy eo amin’ny sokajy lahy sy vavy eo amin’ny taranja Basketball mandritra ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11. Nanontrona ireo Atleta nandritra ity lalao famaranana ity ny Minisitry ny Tanora sy...
par Dsimjs | Sep 2, 2023 | Dircom
Notokanana ny 31 aogositra 2023 ny magazay Sport 2000 Ankorondrano izay mifantina ireo marika azon’ny rehetra jifaina sy amin’ny vidiny mirary. Ny Sport 2000 dia manolotra karazana fitaovana avo lenta avy amin’ny marika iraisam-pirenena ho...
par Dsimjs | Août 30, 2023 | Dircom
Medaly volamena1 ary medaly volafotsy 1 no azon’ny Malagasy teo amin’ny taranja boxe mandritra ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11. Nanatrika sy nanome voninahitra izany ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA sady...