Video mjs KARATE: Tompondakan’i Afrika 2020 TSARA NY VOKATRA HO ANTSIKA MALAGASY Nampiakatra avo ny voninahitr'i Madagasikara ny Taranja Karaté. Nifarana ny fifaninana teo amin'ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika 2020 ho JUDO: Tompondakan’i Afrika 2020 sokajy Senior TSARA NY VOKATRA HO ANTSIKA MALAGASY Nampiakatra avo ny voninahitr'i Madagasikara ny Taranja Judo. Nifarana ny fifaninanana teo amin'ny fiadiana U-REPORT U-report: Fametrahana Komity mpitantanana ny tetikasa Taorian'ny Faritra Analamanga dia tafapetraka ny Komity mpitantana ny U-report tao amin'ny Faritra Anosy. Ny U-report dia tetikasa iarahan'ny UNICEF PÔLE EMPLOI JEUNES Ivon-toerana iray ao amin'ny Faritra Androy manana traikefa manokana amin'ny fanamboarana milina isan-karazany na "ouvrage métallique" no hiara-hiasa @ Ministeran'ny ALEFA MADAGASIKIARA JUDO : FIADINA HO TOMPODAKAN’I AFRIKA -SENIOR 2020 Vokatra vonjy maika (MADAGASIKARA) : => Medaly alimo 2 : - Fetra RATSIMIZIVA Sokajy -81Kg - Herintsoa RAKOTOVAO Sokajy -57kg ALEFA MADAGASIKARA KARATE : FIADINA HO TOMPONDAKAN’I AFRIKA Toy izao ny valin'ny fifaninana vonjy maika izay nandraisan' i Madagasikara anjara teo amin'ny taranja KARATE KATA . Mirantsoa 13 KARATE: FIADIANA HO TOMPONDAKA AN’I AFRIKA 2020 Notanterahina ny faha 12 ny volana desambra 2020 teo ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika eo amin'ny taranja Karate kata AFRICAN CHAMPIONSHIPS SENIOR ANTANANARIVO 2020 JUDO : LALAO IADIANA NY TOMPONDAKAN'NY AFRIKA ETO MADAGASIKARA Notanterahina androany 17 desambra 2020 ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny Une Formation des formateurs en Leadership réalisée avec John Maxwell Team Une partie du staff du Ministère de la jeunesse et des sports (MJS) au niveau central et régional, accompagnée des PÔLE EMPLOI JEUNES « AMBOVOMBE ANDROY « FIHARIANA ARAK'ASA HO AN'NY TANORA Fandaharan'asa manokan'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny fanohanana ireo taniketsan'ny tanora mpandraharaha manerana an'ny « Previous 1 … 93 94 95 96 97 … 208 Next »