Mahafaly ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka miaraka amin'ny Marie Stopes Madagascar ny manolotra anareo ireo
Fandaharan`asan`ny minisiteran`ny tanora sy ny fanatanjahantena izay tarihan` Andriamatoa Minisitra Tinoka Roberto ny fanohanana sy fiahiana ireo tanora eo amin`ny
Fiadiana ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja Judo andiany faha 41" izay hotanterahina ao amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina
Ho fampiharana ny fandaharanasa « Pôle emploi Jeune » izay paikady novolavolaina hanatanterahana ny "Veliranon'ny Tanora ho amin'ny Emergence" dia
Tonga nitsidika ny Espace Jeunes tao Ifanadiana ny delegasiona notarihin'i Ramatoa Tale Jeneraly misahana ny Tanora. Fotoana nahafahana nifampidinika tamin'ny
Tontosa androany 04/12/20,tetsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena tetsy Mahamasina ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny Minisitera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny